Miasà, Fanahy o ! (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin’izay ka hatramin’izao
dia tononkira.serasera.org nanoro ahy Ianao ry Tompo tsy mandao
Ny làla-marina rehetra ahazoako fiainana
Tsy manampetra ary indro ihany koa
omenao mpananatra aho
Ref : Fanahy Masina ô!
Mirotsaha ahatonga ahy ho feno Anao
fkdkj Fanahy Masina ô!
Miasà, miasà Ianao
Fa izaho manaiky Anao
lcmzum ka hijoro ho vavolombelona
Fa tsara ny Asanao
Fitiavanao no hanomezanao
Mpananatra ho ahy hanohy ny Asanao
Ka izany no asahiako izao manohy ny Asanao
Satria nandray ny Fanahinao hanoro ny asa ho atao
Ref (x4) : Fanahy Masina ô!
vimxumj Mirotsaha ahatonga ahy ho feno Anao
Fanahy Masina ô!
Miasà, miasà Ianao
Fa izaho manaiky Anao
ka hijoro ho vavolombelona
Fa tsara ny Asanao
dia tononkira.serasera.org nanoro ahy Ianao ry Tompo tsy mandao
Ny làla-marina rehetra ahazoako fiainana
Tsy manampetra ary indro ihany koa
omenao mpananatra aho
Ref : Fanahy Masina ô!
Mirotsaha ahatonga ahy ho feno Anao
fkdkj Fanahy Masina ô!
Miasà, miasà Ianao
Fa izaho manaiky Anao
lcmzum ka hijoro ho vavolombelona
Fa tsara ny Asanao
Fitiavanao no hanomezanao
Mpananatra ho ahy hanohy ny Asanao
Ka izany no asahiako izao manohy ny Asanao
Satria nandray ny Fanahinao hanoro ny asa ho atao
Ref (x4) : Fanahy Masina ô!
vimxumj Mirotsaha ahatonga ahy ho feno Anao
Fanahy Masina ô!
Miasà, miasà Ianao
Fa izaho manaiky Anao
ka hijoro ho vavolombelona
Fa tsara ny Asanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Riampeon' Ny MaritioraHits : 416
Likes : 0 Like
Created by : Raiki-pitia
Date : 22/09/2024 14:03
