Ekeo Hanapaka (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao io moa ve?
Ny antson'ny Tompo rfkx hoe: Mankanesa aty ianareo izay miasa fatratra
izay miasa fatratra sy mavesatr' entana
fa izao no anome anareo ilay fitsaharana...

Ref;
        Ka mba zovy re,
   patrfpwr      zovy re no tsy anantona azy ry Gasy o!
        Aiza indray no ahita tahaka azy? tsy hisy
        f'izany re no hahasambatra ity firenena ry vahoaka efa mahonena.
        Ry vahoaka Malagasy, aza mety angasiasy
        fa raha te ho afaka amin'ny fahantrana
   tononkira.serasera.org      DIA JESOA NO EKEO HANAPAKA 'TY FIRENENTSIKA FA TENA HO SAMBATRA


Mba efa nosaininao?
'Lay teny hatramizao
hoa sambatra ny firenena izay manan an'i Jehovah
'zay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny
koa atsotrany anio ny ndguygg tanany ho antsika Malagasy.


Ref:
        Ka mba zovy re...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294