Ekeo Hanapaka (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao io moa ve?
Ny antson'ny Tompo hoe: Mankanesa aty ianareo izay miasa fatratra
izay miasa fatratra sy mavesatr' entana
fa izao no anome anareo ilay fitsaharana...
Ref;
Ka mba zovy re,
tononkira.serasera.org zovy re no tsy anantona azy ry Gasy o!
Aiza indray no ahita tahaka azy? tsy skiuwsb hisy
f'izany re no hahasambatra ity firenena ry vahoaka efa mahonena.
Ry vahoaka Malagasy, aza mety angasiasy
fa raha te ho afaka amin'ny fahantrana
DIA JESOA NO EKEO HANAPAKA 'TY FIRENENTSIKA FA TENA HO SAMBATRA
Mba efa fywxtta nosaininao?
'Lay teny hatramizao
hoa sambatra ny firenena izay manan an'i Jehovah
'zay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny
koa atsotrany anio ny xfhz tanany ho antsika Malagasy.
Ref:
Ka mba zovy re...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Riampeon' Ny MaritioraHits : 1759
Likes : 0 Like
Created by : keuvin4
Date : 07/03/2016 12:56