Ekeo Hanapaka (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao io moa ve?
Ny antson'ny Tompo hoe: Mankanesa aty ianareo izay miasa fatratra
izay miasa fatratra sy mavesatr' entana
fa izao no anome anareo ilay fitsaharana...
Ref;
Ka mba zovy re,
zovy re no tsy anantona azy ry Gasy dorjm o!
Aiza indray no ahita tahaka azy? tsy hisy
f'izany re no hahasambatra ity firenena ry vahoaka tononkira.serasera.org efa mahonena.
zwfynb Ry vahoaka Malagasy, aza mety angasiasy
fa raha te ho afaka amin'ny fahantrana
DIA JESOA NO EKEO HANAPAKA 'TY FIRENENTSIKA FA TENA HO SAMBATRA
Mba efa nosaininao?
'Lay teny hatramizao
hoa sambatra ny firenena izay manan an'i Jehovah
'zay manana an'i Jehovah ho muwpixz Andriamaniny
koa atsotrany anio ny tanany ho antsika Malagasy.
Ref:
Ka mba zovy re...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Riampeon' Ny MaritioraVisites : 1793
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : keuvin4
Date : 07/03/2016 12:56