Any ho any (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandroso mankany mankany aho
Na tsy mahita lalana aza tsy very izany
Satria manana Anao mpitari-dia
Na ny alina aza tsy maizina aminao izany
Aminao ny alina mazava toy ny andro ihany
Satria Ianao icmwtfbf fitia
Rahoko amin'ny andro, afoko amin'ny alina
Na toa miodikodina aza aho tsy ho fanina
Fa mitondra ahy any ho any Ianao
Tsy haiko mazava hoe aiza
Fa haiko hoe tsara
Ny asa tsara natombokao tsy hajanonao izany
Mety ho lavo im-pito ny marina fa miharina ihany
Satria manana Anao Mpitia
Rahoko amin'ny andro, afoko amin'ny alina
Na toa miodikodina aza aho tsy tononkira.serasera.org ho opabdwm fanina
Fa mitondra ahy any ho any Ianao
Tsy haiko mazava mmwfklbd hoe aiza
Fa haiko hoe tsara
Mitondra ahy any ho any Ianao
Tsy haiko mazava hoe aiza
Fa haiko hoe tsara
Rehefa eo anilanao fotsiny aho
Dia izay no ilaiko(x2)
Rehefa eo anilanao fotsiny aho
Dia izay no ilaiko(x2)
Sy haiko hoe tsara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Reko - Fy & His BandVangy : 9107
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : MiradoAndrian
Daty : 26/03/2026 12:29