Any ho any (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandroso mankany mankany aho
Na tsy mahita lalana aza tsy very izany
Satria manana Anao mpitari-dia
Na ny tononkira.serasera.org alina aza tsy maizina aminao izany
Aminao ny alina mazava toy ny andro ihany
Satria Ianao fitia
Rahoko amin'ny andro, afoko amin'ny alina
Na toa miodikodina aza aho tsy ho fanina
Fa mitondra ahy any ho any Ianao
Tsy haiko mazava hoe aiza
Fa haiko hoe tsara
Ny asa tsara natombokao tsy hajanonao izany
Mety ho gfjew lavo im-pito ny marina fa miharina ihany
Satria manana Anao Mpitia
Rahoko amin'ny andro, afoko amin'ny alina
Na toa miodikodina aza aho tsy ho fanina
Fa mitondra ahy any ho any Ianao
Tsy haiko mazava hoe aiza
Fa haiko hoe tsara
Mitondra rnessb ahy any ho any Ianao
Tsy haiko mazava hoe aiza
Fa haiko hoe tsara
Rehefa eo anilanao fotsiny aho
Dia izay no ilaiko(x2)
Rehefa eo anilanao fotsiny jypx aho
Dia izay no ilaiko(x2)
Sy haiko hoe tsara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Reko - Fy & His BandHits : 7327
Likes : 1 Like
Created by : MiradoAndrian
Date : 26/03/2026 12:29