Ampidiro aloha ny tenimiafina
TONGA NY MALALANY (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Lay masoandro efa dify tery
Ny olona efa tapi-mandry
Injay nisy nisioka tao alatrano tao
Tonga ilay malalany, tonga ilay malalanao.
Tapitra hatreo ’lay nofy saika mamy hgwz niombona-tsika roa
’Lay tompo-toerana no indro fa tamy
Ataoko ahoana moa, mangina rehefa voa
Raha lasa aho dia indro ianao
Nanakatom-baravaravana
’Zaho ’rery sisa tao ala-trano tao gmmjshs nanarangarana
Isika moa na dia nifankatia
Izy ilay nametraka sonia
Dia izy ilay efa nisy hatrany aloha
Izaho efa faharoa, haitraitra ihany koa
Tsy afaky ny hanampatra ny fo
Ekena fa marary tokoa
Maka ozitiwp sary an-tsaina izay ataonareo
Mionona noho ny avy eo
Mahatsiahy ’lay aninkeo
’Rehefa lasa izy dia iverina ao aho
Aleoko dia faranana
Misy fetrany ihany ny fahazakako izao
Misy fiangarana
Sady manahy aho ny ho todin’izao rahatrizay ka manana
Ny ahy tena izy ny azy kilalao, hahazo vahana
’Lay masoandro efa dify tery tononkira.serasera.org ...
Tapitra hatreo ’lay nofy saika mamy ...
Raha lasa aho dia indro ianao
Nanakatom-baravaravana
’Zaho ’rery sisa tao ala-trano tao
Nanarangarana

--------
Rohy: