Saingy Tiana (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mba naniry ny hiaraka aminao aho
Nolavinao toa tsy tiana e
Raha niangavy ny ho eo anilanao
Natosikao sy nariana e.

          Niandry masoandro eny atsinana aho
          Hitondra hafaliana gpjuy ho ahy
   tononkira.serasera.org        Sendra ny volana somambisamby
gjnxl          Vao mainka nandratra fanahy.

Fiv:
Tia aho, tia aho,eny tia anao
aza ariana e, aza ariana e
Mbola miandry anao.

’Lay taratasy tsisy valiny
Nodorana sa natao aiza e
Ilay fitiavana natao an-kilabao
Niandrandra anao hatrizay e.

          nfztjjqo Anisan’ny mba tena tiana ianao
          Dia nahavita izao
          Tsy sasatra aho ny mba miangavy aminao
          Tsy sasatry ny miantsoantso anao.

Fiv:
Tia aho, tia aho,eny tianao
aza ariana e, aza ariana e
Mbola miandry anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rebika
Vangy : 16466
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Chrystian Rakotovao
Daty : 09/04/2003 09:55
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0133