Saingy Tiana (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mba naniry ny hiaraka aminao aho
Nolavinao toa tsy tiana e
Raha niangavy ny ho eo anilanao
Natosikao ddhvjga sy nariana e.

          Niandry masoandro eny atsinana aho
          Hitondra hafaliana ho ahy
  ascmh         Sendra ny volana somambisamby
        tononkira.serasera.org   Vao mainka nandratra fanahy.

Fiv:
Tia aho, tia aho,eny tia anao
aza ariana e, aza ariana e
Mbola miandry anao.

’Lay taratasy tsisy valiny
Nodorana sa natao aiza e
Ilay fitiavana natao an-kilabao
Niandrandra anao hatrizay e.

          Anisan’ny mba tena tiana ianao
          Dia nahavita izao
          Tsy sasatra aho ny mba miangavy aminao
dxujzb          Tsy sasatry ny miantsoantso anao.

Fiv:
Tia aho, tia aho,eny tianao
aza ariana e, aza ariana e
Mbola miandry anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rebika
Visites : 16138
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Chrystian Rakotovao
Date : 09/04/2003 09:55
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112