Raiso aho (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nierikerika fsmd aho nitady anao,
fony ianao tsy nia ahy
Ny alina aza tsy nahita tory!
Teny zfwuxxi an-dalana aho nivezivezy
Aiza re no misy anao
Ny adin-tsaina smapia toa mampahory
Raiso ny tanako,raiso aho
Raiso ny tanako, raiso aho
Raiso ny tanako,raiso aho
Omeko tononkira.serasera.org anao ireny ka hanjakao!
Vonikazo mena so sy sarobidy
No natokako ho anao
Ilay anaranao mitoetra ao anatiko ao
Raha ianao ry malalako, no tsy hoanjarako
Aleoko tsy manana toizay very anao!
Raiso ny tanako...
Avelao aho hotia anao
Avelao aho hotia anao
Ho tia anao, ho tia anao!
Tonony sy feony : Rampal
fony ianao tsy nia ahy
Ny alina aza tsy nahita tory!
Teny zfwuxxi an-dalana aho nivezivezy
Aiza re no misy anao
Ny adin-tsaina smapia toa mampahory
Raiso ny tanako,raiso aho
Raiso ny tanako, raiso aho
Raiso ny tanako,raiso aho
Omeko tononkira.serasera.org anao ireny ka hanjakao!
Vonikazo mena so sy sarobidy
No natokako ho anao
Ilay anaranao mitoetra ao anatiko ao
Raha ianao ry malalako, no tsy hoanjarako
Aleoko tsy manana toizay very anao!
Raiso ny tanako...
Avelao aho hotia anao
Avelao aho hotia anao
Ho tia anao, ho tia anao!
Tonony sy feony : Rampal
--------
Rohy:
