Raiso aho (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nierikerika aho nitady anao,
fony ianao tsy nia ahy
Ny alina aza tsy nahita tory!
Teny an-dalana aho nivezivezy
Aiza re no misy anao
Ny adin-tsaina toa mampahory
Raiso ny tanako,raiso tononkira.serasera.org aho
Raiso ny tanako, raiso aho
Raiso ny tanako,raiso aho
Omeko anao ireny ka hanjakao!
Vonikazo mena so sy sarobidy
No natokako ho anao
Ilay anaranao mitoetra fhhjyb ao anatiko aehdvcml iqdngar ao
Raha ianao ry malalako, no tsy hoanjarako
Aleoko tsy manana toizay very anao!
Raiso ny tanako...
Avelao aho hotia anao
Avelao aho hotia anao
Ho tia anao, ho tia anao!
Tonony sy feony : Rampal
fony ianao tsy nia ahy
Ny alina aza tsy nahita tory!
Teny an-dalana aho nivezivezy
Aiza re no misy anao
Ny adin-tsaina toa mampahory
Raiso ny tanako,raiso tononkira.serasera.org aho
Raiso ny tanako, raiso aho
Raiso ny tanako,raiso aho
Omeko anao ireny ka hanjakao!
Vonikazo mena so sy sarobidy
No natokako ho anao
Ilay anaranao mitoetra fhhjyb ao anatiko aehdvcml iqdngar ao
Raha ianao ry malalako, no tsy hoanjarako
Aleoko tsy manana toizay very anao!
Raiso ny tanako...
Avelao aho hotia anao
Avelao aho hotia anao
Ho tia anao, ho tia anao!
Tonony sy feony : Rampal
--------
Link:
