Miandry (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ve dia izaho foana
No voatery misaona
Malahelo ny ataonao
Isan'andro izao
Koa satria ve tia
Dia tsy tononkira.serasera.org maintsy
Miandry eto foana
Izay minitra hiverenanao
Ilay cmur fo volamena
Dia mbola miandry manantena
Fa any andro iray izy mbola hody
Hiverina indray ato an-tranonay
Ho azoniko ny saiko
Mba tsy ho mora ho voabaiko
Ka hifidy hametraka lonjony
Hanjary tsy hitia azy intsony
Raha izay fijaliana
Tsy maintsy iaretako
Dia iafiako
Satria izy no efa Tiako
Impirimpiry twqgeh aho moa
No efa saika hamoy fo
Kanefa ataoko ahoana indrisy
Ny zaza tsy mahalala hoe tsy misy
Raha toa ka izy tsy ho avy intsony
Dia ataoko ahoana sa ho triariko indray gaxk ny fo
No voatery misaona
Malahelo ny ataonao
Isan'andro izao
Koa satria ve tia
Dia tsy tononkira.serasera.org maintsy
Miandry eto foana
Izay minitra hiverenanao
Ilay cmur fo volamena
Dia mbola miandry manantena
Fa any andro iray izy mbola hody
Hiverina indray ato an-tranonay
Ho azoniko ny saiko
Mba tsy ho mora ho voabaiko
Ka hifidy hametraka lonjony
Hanjary tsy hitia azy intsony
Raha izay fijaliana
Tsy maintsy iaretako
Dia iafiako
Satria izy no efa Tiako
Impirimpiry twqgeh aho moa
No efa saika hamoy fo
Kanefa ataoko ahoana indrisy
Ny zaza tsy mahalala hoe tsy misy
Raha toa ka izy tsy ho avy intsony
Dia ataoko ahoana sa ho triariko indray gaxk ny fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 4710
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 11/04/2019 12:58
