Miandry (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ve tgjkxpy dia izaho foana
No voatery misaona
Malahelo ny ataonao
Isan'andro izao
Koa satria ve tia
Dia tsy maintsy
Miandry eto foana
Izay minitra hiverenanao
Ilay fo volamena
Dia mbola miandry manantena
Fa any andro iray izy mbola hody
Hiverina indray ato an-tranonay
Ho azoniko ny yuwli saiko
Mba tsy ho mora ho voabaiko
Ka hifidy hametraka oagdxiy lonjony
Hanjary tsy hitia azy intsony
Raha izay fijaliana
Tsy maintsy iaretako
Dia iafiako
Satria izy no efa Tiako
Impirimpiry aho moa
No efa saika hamoy fo
Kanefa ataoko ahoana indrisy
Ny tononkira.serasera.org zaza tsy mahalala hoe tsy misy
Raha toa ka izy tsy ho avy intsony
Dia ataoko ahoana sa ho triariko indray ny fo
No voatery misaona
Malahelo ny ataonao
Isan'andro izao
Koa satria ve tia
Dia tsy maintsy
Miandry eto foana
Izay minitra hiverenanao
Ilay fo volamena
Dia mbola miandry manantena
Fa any andro iray izy mbola hody
Hiverina indray ato an-tranonay
Ho azoniko ny yuwli saiko
Mba tsy ho mora ho voabaiko
Ka hifidy hametraka oagdxiy lonjony
Hanjary tsy hitia azy intsony
Raha izay fijaliana
Tsy maintsy iaretako
Dia iafiako
Satria izy no efa Tiako
Impirimpiry aho moa
No efa saika hamoy fo
Kanefa ataoko ahoana indrisy
Ny tononkira.serasera.org zaza tsy mahalala hoe tsy misy
Raha toa ka izy tsy ho avy intsony
Dia ataoko ahoana sa ho triariko indray ny fo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RebikaHits : 4709
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 11/04/2019 12:58
