Lasa ianao (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy MBA nifankafohy isika hatramin'izay
Izay misy anao dia nahitanao ahy
Nazoto nifanjohy ivfks nifanaraka foana teny
Toa mifankatia mifankahazo am-po
Tsy mba nifanditra ,nifanasoa
Izay rehetra natao sitram-pontsika roa tokoa
Réf:
Nefa tampoka jtzke teo :
Lasa ianao , lasa ianao ( izaho irery kjckq no navelanao Téo)
Lasa ianao , lasa ianao ( efa tena raiki-pitia ve aho ? Dia handosiranao)
Ny hariva Tonga ianao efa alim-be
Tsy nisalasala niteny hoe handeha
Izao ve no ataonao ? Mafy amiko loatra izao
Réf:
Dia tena tsy hita ianao
Tsy hita ianao tsy hita ianao(Olonkafa indray ve no nasolonao ny amiko )
Tsy hita tononkira.serasera.org ianao tsy hita ianao(Aoka re tsy ho hitan'ireto masoko)
Lasa ianao lasa ianao (izao irery no navelanao Teo)
Lasa ianao lasa ianao (Aoka re tsy ho hitan'ireto masoko)
Hoan'i Rinah RH

--------
Rohy: