Lasa ianao (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy MBA nifankafohy isika hatramin'izay
Izay misy anao dia nahitanao ahy
Nazoto nifanjohy nifanaraka foana teny

Toa mifankatia mifankahazo am-po
Tsy mba nifanditra ,nifanasoa
Izay rehetra natao sitram-pontsika roa tokoa

Réf:
Nefa tampoka teo :
Lasa ianao , lasa ianao ( izaho irery no navelanao Téo)
Lasa ianao , lasa ianao ( efa tena raiki-pitia ve aho ? Dia handosiranao)

Ny hariva Tonga ianao efa alim-be
Tsy nisalasala niteny hoe handeha
Izao ve no ataonao ? Mafy amiko loatra izao

Réf:
Dia tena tsy hita ianao
Tsy hita ianao tsy hita ianao(Olonkafa indray ve no nasolonao ny amiko )
Tsy hita ianao tsy hita ianao(Aoka re tsy ho hitan'ireto masoko)

Lasa ianao lasa ianao (izao irery no navelanao Teo)
Lasa ianao lasa ianao (Aoka re tsy ho hitan'ireto masoko)

Hoan'i Rinah RH
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rebika
Visites : 359
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sfra
Date : 12/03/2025 01:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0768