Cyclone (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba rahoviana ihany vao ho vita io tetezana ippcjynl io
Tsy andriko ny hahita ilay endriny
Na ny lakana aza toa tsy misy akory anio
Tsindrian-daona anie aho
Niandriandry sao nisy hafatra
Nitaintaina tononkira.serasera.org sao heveriny efa nanadino
Ny eto an-tanàna zara raha misy miakatra

Jiro tsy mandeha, telefonina tapaka
Dian-tongotra be vao mahita paositra
Ny eritreritro sisa no hany mba afaka
Manao torapo aty an-tany lavitra

Mba rahoviana ihany vao hisy fanamboarana
Tsy hita holazaina ny haratsian-dalàna
Mbola ho yersoz ela mantsy vao hisy fifidianana
Na ianao any, blmix indrindra f’izaho aty
Tsisy azo atao fa aleo miandry ny rariny
Raha maika ianao tsofin-drano manambadia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rebika
Vangy : 15943
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/10/2013 13:52
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1969