Ampidiro aloha ny tenimiafina
Cyclone (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba rahoviana ihany vao ho vita io tetezana io
Tsy andriko ny hahita ilay endriny
Na ny lakana aza toa tsy misy akory anio
Tsindrian-daona anie aho
Niandriandry sao nisy hafatra
Nitaintaina sao heveriny efa nanadino
Ny eto uqbuxhfh an-tanàna zara raha misy miakatra
Jiro tsy mandeha, telefonina tapaka
Dian-tongotra be vao tononkira.serasera.org mahita paositra
Ny eritreritro sisa no hany mba afaka
Manao torapo aty orjrmel an-tany lavitra
Mba rahoviana ihany vao hisy fanamboarana
Tsy hita holazaina ny haratsian-dalàna
Mbola ho ela mantsy wgpeauzg vao hisy fifidianana
Na ianao any, indrindra f’izaho aty
Tsisy azo atao fa aleo miandry ny rariny
Raha maika ianao tsofin-drano manambadia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RebikaHits : 16613
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 09/10/2013 13:52