Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matoa (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa eh manonja, ity moron’ny rano (2x)
Dia nisy ny rivo-nitsoka azy tao
Matoa eh ny masoko manganohano
Tsy hafa fa tena alaheloko anao
Matoa eh, mijojo sy avy ny orana
Dia efa nadrahona izy io aninkeheo
Matoa koa ny foko no mangorangorana
Dia manina te ho eny akaikinareo
Matoa misy kalo mandresy ny akora (2x)
Dia izany ny hira fanala toloka
Matoa koa ny maso nakipiko mora
Dia maika hibanjina lpdcjbm anao ato tononkira.serasera.org am-poko
Matoa eh, mijojo sy avy ny orana
Dia efa nadrahona izy nsivhk jtdpx io aninkeheo
Matoa koa ny foko no mangorangorana
Dia manina te ho eny akaikinareo
RAMAROSON Wilson (Rado)
Dia nisy ny rivo-nitsoka azy tao
Matoa eh ny masoko manganohano
Tsy hafa fa tena alaheloko anao
Matoa eh, mijojo sy avy ny orana
Dia efa nadrahona izy io aninkeheo
Matoa koa ny foko no mangorangorana
Dia manina te ho eny akaikinareo
Matoa misy kalo mandresy ny akora (2x)
Dia izany ny hira fanala toloka
Matoa koa ny maso nakipiko mora
Dia maika hibanjina lpdcjbm anao ato tononkira.serasera.org am-poko
Matoa eh, mijojo sy avy ny orana
Dia efa nadrahona izy nsivhk jtdpx io aninkeheo
Matoa koa ny foko no mangorangorana
Dia manina te ho eny akaikinareo
RAMAROSON Wilson (Rado)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramaroson WilsonVangy : 3020
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Natoro
Daty : 12/02/2018 08:36
