Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manina azy (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko ve no manina lava
No manembona foana ilay nlbh hany malala
Tsy afaka imaso ilay endriny soa
Toa hitako taratra ao am-poko tokoa
Sa izy ve dia torak'izany
No toa hafahafa zareo 'tony tany
Hatramin'ny toerana izay misy azy
No jerijereko f'izaho manina azy
Hokolokoloiko sy ataoko andrimaso
Hotsiditsidihako eto mazana
Hovangivangiako matetika koa
Hotazatazaniko ombieny ombieny
Raha sendra ka ory hampifalifaliako
Hotambatambazako rotsirotsiako
Fa olona tiako sy olona mamiko
Hojerijereko f'izaho tononkira.serasera.org manina azy.
Ny foko ve no manina lava
No manembona foana ilay kwcup hany malala
Tsy afaka imaso ilay endriny soa
Toa hitako taratra ao am-poko tokoa
Sa izy ve dia torak'izany
No toa hlrg hafahafa zareo 'tony tany
Hatramin'ny toerana izay misy azy
No jerijereko f'izaho manina azy.
No manembona foana ilay nlbh hany malala
Tsy afaka imaso ilay endriny soa
Toa hitako taratra ao am-poko tokoa
Sa izy ve dia torak'izany
No toa hafahafa zareo 'tony tany
Hatramin'ny toerana izay misy azy
No jerijereko f'izaho manina azy
Hokolokoloiko sy ataoko andrimaso
Hotsiditsidihako eto mazana
Hovangivangiako matetika koa
Hotazatazaniko ombieny ombieny
Raha sendra ka ory hampifalifaliako
Hotambatambazako rotsirotsiako
Fa olona tiako sy olona mamiko
Hojerijereko f'izaho tononkira.serasera.org manina azy.
Ny foko ve no manina lava
No manembona foana ilay kwcup hany malala
Tsy afaka imaso ilay endriny soa
Toa hitako taratra ao am-poko tokoa
Sa izy ve dia torak'izany
No toa hlrg hafahafa zareo 'tony tany
Hatramin'ny toerana izay misy azy
No jerijereko f'izaho manina azy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramaroson WilsonVangy : 1513
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/12/2021 19:42
