VOATOKANA HO ANAO (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voatokana ho anao
Ny fianako eto
Ny fifaliako, tononkira.serasera.org ny eritreritro
Dia aminao
Volana sakr mazava
Fanilo lalan-dava
Ny endrikao misariaka
Anilako eo
NY habakabakaba hanidinako
Tsy mahakivy intsony gqskdyl sanatria
Fa tia sady tia (tiako ianao)
Ny fo no mifangy
Ny vetsovetsonao mazàna..
Hatrizay, manjary dina tena mamiko
Hataoko vato fehizoro ny akaniko
(ho anao xvvgdap mandrakizay)
Ny fianako eto
Ny fifaliako, tononkira.serasera.org ny eritreritro
Dia aminao
Volana sakr mazava
Fanilo lalan-dava
Ny endrikao misariaka
Anilako eo
NY habakabakaba hanidinako
Tsy mahakivy intsony gqskdyl sanatria
Fa tia sady tia (tiako ianao)
Ny fo no mifangy
Ny vetsovetsonao mazàna..
Hatrizay, manjary dina tena mamiko
Hataoko vato fehizoro ny akaniko
(ho anao xvvgdap mandrakizay)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 4454
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/04/2003 10:09
