Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha ho nofy (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny kintana ireny, sy iny tononkira.serasera.org volana iny
Raha tambazanao halaiko, mba ho firavaka
Dia mbola ho nofinofy ihany
Iny habakabaka iny, sy ireny rahona ireny
Raha finidinao ho ggemaww ankany mba ho fonenanao
Dia mbola ho nofinofy ihany
Fa raha ireny no firavaka
Iny habakabaka iny no fonenana
Dia masoandro hamiratra eny
Ny foko tianao
Eny ny fitiavan-tsika, miara-dia am-panahy
Ka ny hira tsara avityz indrindra no ho kaloiko ao
Dia ny vetsom-poko tia anao
Raha ho nofy ihany, izao isika izao
Dia naleoko hatrany tsy nahalala anao
Saingy fitia te hiasambatra
Tiana sy tia tafatambatra
Ka ny zavatra hitan’ny maso
Dia mitory athc fitia ankamantatra
Ho anao’ anilanao, ny vetsom-poko tia anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 6216
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 16:10