mandalo ny eto an-tany (Rahalahy JUDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mandalo ny eto an-tany
Ka tsy maintsy hifàrana
Ny fiainana ho tapitra
Satria tsy tononkira.serasera.org maharitra
Rehefa any ankoatra
nlxqufz Misy ny fifaliana
Fahasambarana mihoatra
gmqkstgg sviud Fa tsy ny fijaliana
2)Reo havana efa lasa
Miandry am-pifaliana
Alahelo rehetra voafafa
Ka tsy misy hahiana
3)Tsy ho ela hivalona
Izao fiainanao izao
Andao ary hibebaka
F’izany no mendrika atao
Ka tsy maintsy hifàrana
Ny fiainana ho tapitra
Satria tsy tononkira.serasera.org maharitra
Rehefa any ankoatra
nlxqufz Misy ny fifaliana
Fahasambarana mihoatra
gmqkstgg sviud Fa tsy ny fijaliana
2)Reo havana efa lasa
Miandry am-pifaliana
Alahelo rehetra voafafa
Ka tsy misy hahiana
3)Tsy ho ela hivalona
Izao fiainanao izao
Andao ary hibebaka
F’izany no mendrika atao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rahalahy JUDEVangy : 449
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhiden
Daty : 29/08/2025 07:36
