mandalo ny eto an-tany (Rahalahy JUDE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mandalo ny eto an-tany
Ka tsy maintsy hifàrana
Ny fiainana ho  tapitra
Satria tsy maharitra

             xffhj  Rehefa any ankoatra
         xlbsbmnj      Misy ny fifaliana
              Fahasambarana mihoatra
     tononkira.serasera.org           Fa tsy ny fijaliana


2)Reo havana efa lasa
Miandry am-pifaliana
Alahelo rehetra voafafa
Ka tsy misy hahiana

3)Tsy ho ela wgzuj hivalona
Izao fiainanao izao
Andao ary hibebaka
F’izany no mendrika atao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rahalahy JUDE
Hits : 450
Likes : 0 Like
Created by : Zhiden
Date : 29/08/2025 07:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328