Hifàrana (Rahalahy JUDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Indro izao ny Tompo no miantsoMoa ve mba hanatona ianao?
Ny fotoan’izao dia mbola mety
Tadidio ny fiainana hifàrana
REF:Hifàrana Hifàrana
Hifàrana ts hoela ny tany ho ràvana
Miorena miambena
Miambena f’efa hoavy ny tompo
2)Hoa anao izay mbola variana
Mitodiha eo amin’Andriamanitra
Raha hifàran’ary izao anio izao?
Azo antokao ve ny fanahinao?
3)O ry mpino izay mbola matory
Andro izao fotoanany fifohàzana
Ny androntsika dia’efa kely sisa
Aoka ho fantatrao fa hifàrana
📝Frr JUDE Juillet24📝
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rahalahy JUDEVisites : 109
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhiden
Date : 29/08/2025 14:53
