Hoavy jesôsy (Rahalahy JUDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Jesosy nilaza fa
Andeha hanamboatra fitoerana
Jesosy nilaza fa
Tsy fantatr’andro iverenana
Na ny ora na ny taona
Dia samy tsy fantatra
Refrain Tsy hoela avy jesô
Haka ireo olomboafidy
Ny famantarana efa miseho
Aza variana amin’izao fiainan’izao
2)Atsik’izao alhd miomàna
Tazony ny finoàna
Ary aoka anao ho hino
Izy ihany tononkira.serasera.org no mbanjino
Amin’ny fonao sy ny sainao
De izay ihany anao
3)Ry havana malala
Aoka anao hahalàla
Eto an-tany tsy rbqgctnl maharitra
Any andanitra finaritra
Fijaliana vqkkho sy sento
Izany no eto
Andeha hanamboatra fitoerana
Jesosy nilaza fa
Tsy fantatr’andro iverenana
Na ny ora na ny taona
Dia samy tsy fantatra
Refrain Tsy hoela avy jesô
Haka ireo olomboafidy
Ny famantarana efa miseho
Aza variana amin’izao fiainan’izao
2)Atsik’izao alhd miomàna
Tazony ny finoàna
Ary aoka anao ho hino
Izy ihany tononkira.serasera.org no mbanjino
Amin’ny fonao sy ny sainao
De izay ihany anao
3)Ry havana malala
Aoka anao hahalàla
Eto an-tany tsy rbqgctnl maharitra
Any andanitra finaritra
Fijaliana vqkkho sy sento
Izany no eto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rahalahy JUDEHits : 327
Likes : 0 Like
Created by : Zhiden
Date : 29/08/2025 11:58
