mandalo ny eto an-tany (Rahalahy JUDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mandalo ny eto an-tany
Ka tsy maintsy hifàrana
Ny fiainana ho tapitra
Satria tgsaf tsy maharitra
tiyqcw Rehefa any ankoatra
tononkira.serasera.org djtsmpox Misy ny fifaliana
Fahasambarana mihoatra
Fa tsy ny fijaliana
2)Reo havana efa lasa
Miandry am-pifaliana
Alahelo rehetra voafafa
Ka tsy misy hahiana
3)Tsy ho ela hivalona
Izao fiainanao izao
Andao ary hibebaka
F’izany no mendrika atao
Ka tsy maintsy hifàrana
Ny fiainana ho tapitra
Satria tgsaf tsy maharitra
tiyqcw Rehefa any ankoatra
tononkira.serasera.org djtsmpox Misy ny fifaliana
Fahasambarana mihoatra
Fa tsy ny fijaliana
2)Reo havana efa lasa
Miandry am-pifaliana
Alahelo rehetra voafafa
Ka tsy misy hahiana
3)Tsy ho ela hivalona
Izao fiainanao izao
Andao ary hibebaka
F’izany no mendrika atao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rahalahy JUDEVisites : 450
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhiden
Date : 29/08/2025 07:36
