Hanaradia Anao (Rahalahy JUDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Indraindray aho irery bhkpl rehefa tsy anilako ianao
Indraindray malahelo aho
Toa matsapa miady mafy rah tsisy anao
Ka toa very hevitra aho
Fa ianao jesosy no miaro ahy
Eo antananao tsy manahy
Ilaiko isan’andro ny herinao Jesô
Antsangano mba ho rpjet zanakao
Refrain) Hanaradia anao izahay
Eo ankaikinao ry Ray
ugrqefpa No mahatsara ny fiainako
Ary ho fialofako
2)Na tononkira.serasera.org dia maro manenjika ahy noho ianao
Tsy ataoko ho sàkana
Ka androany no hilazako fa tsy handao
Na hatraminy fahafatesana
Resy lahatra aho nohony fitiavanao
Ary koa ny fitahinao ahy
Ka izany no hiderako ny anaranao
Ka hihira ilay teny hoe
Indraindray malahelo aho
Toa matsapa miady mafy rah tsisy anao
Ka toa very hevitra aho
Fa ianao jesosy no miaro ahy
Eo antananao tsy manahy
Ilaiko isan’andro ny herinao Jesô
Antsangano mba ho rpjet zanakao
Refrain) Hanaradia anao izahay
Eo ankaikinao ry Ray
ugrqefpa No mahatsara ny fiainako
Ary ho fialofako
2)Na tononkira.serasera.org dia maro manenjika ahy noho ianao
Tsy ataoko ho sàkana
Ka androany no hilazako fa tsy handao
Na hatraminy fahafatesana
Resy lahatra aho nohony fitiavanao
Ary koa ny fitahinao ahy
Ka izany no hiderako ny anaranao
Ka hihira ilay teny hoe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rahalahy JUDEVangy : 266
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhiden
Daty : 29/08/2025 14:59
