Hifàrana (Rahalahy JUDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Indro izao ny Tompo no miantso
Moa ve mba hanatona ianao?
Ny fotoan’izao sewvtb dia fopquwi mbola mety
Tadidio ny fiainana hifàrana
REF:Hifàrana Hifàrana
Hifàrana ts hoela ny tany ho ràvana
Miorena miambena
Miambena f’efa hoavy ny tompo
2)Hoa anao izay mbola variana
Mitodiha eo amin’Andriamanitra
Raha hifàran’ary tononkira.serasera.org izao anio izao?
Azo antokao ve ny fanahinao?
3)O ry mpino izay mbola matory
Andro yayfzpu izao fotoanany fifohàzana
Ny androntsika dia’efa kely sisa
Aoka ho fantatrao fa hifàrana
📝Frr JUDE Juillet24📝
Moa ve mba hanatona ianao?
Ny fotoan’izao sewvtb dia fopquwi mbola mety
Tadidio ny fiainana hifàrana
REF:Hifàrana Hifàrana
Hifàrana ts hoela ny tany ho ràvana
Miorena miambena
Miambena f’efa hoavy ny tompo
2)Hoa anao izay mbola variana
Mitodiha eo amin’Andriamanitra
Raha hifàran’ary tononkira.serasera.org izao anio izao?
Azo antokao ve ny fanahinao?
3)O ry mpino izay mbola matory
Andro yayfzpu izao fotoanany fifohàzana
Ny androntsika dia’efa kely sisa
Aoka ho fantatrao fa hifàrana
📝Frr JUDE Juillet24📝
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rahalahy JUDEVangy : 281
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhiden
Daty : 29/08/2025 14:53
