Hifàrana (Rahalahy JUDE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Indro izao ny Tompo no miantso
Moa ve tononkira.serasera.org mba hanatona ianao?
Ny fotoan’izao dia mbola mety
Tadidio ny fiainana hifàrana

REF:Hifàrana Hifàrana
Hifàrana ts isbcsiga hoela ny tany ho ràvana
Miorena miambena
Miambena f’efa hoavy ny tompo

2)Hoa anao izay mbola variana
Mitodiha eo amin’Andriamanitra
Raha hifàran’ary izao anio izao?
Azo antokao ve ny sfozvez fanahinao?

3)O ry mpino izay mbola matory
Andro abdejpy izao fotoanany fifohàzana
Ny androntsika dia’efa kely sisa
Aoka ho fantatrao fa hifàrana

📝Frr JUDE Juillet24📝

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rahalahy JUDE
Visites : 280
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhiden
Date : 29/08/2025 14:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0817