Hifàrana (Rahalahy JUDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Indro izao ny Tompo no miantso
Moa ve mba hanatona ianao?
Ny fotoan’izao dia mbola mety
Tadidio ny fiainana hifàrana
REF:Hifàrana Hifàrana
Hifàrana ts hoela ny tany ho ràvana
Miorena miambena
Miambena f’efa hoavy ny tompo
2)Hoa anao izay mbola variana
Mitodiha eo amin’Andriamanitra
Raha hifàran’ary izao azjgpk anio izao?
Azo antokao ve ny fanahinao?
3)O ry mpino izay mbola matory
Andro izao fotoanany fifohàzana
Ny androntsika dia’efa kely riccdbzo sisa
Aoka ho tononkira.serasera.org hykr fantatrao fa hifàrana
📝Frr JUDE Juillet24📝
Moa ve mba hanatona ianao?
Ny fotoan’izao dia mbola mety
Tadidio ny fiainana hifàrana
REF:Hifàrana Hifàrana
Hifàrana ts hoela ny tany ho ràvana
Miorena miambena
Miambena f’efa hoavy ny tompo
2)Hoa anao izay mbola variana
Mitodiha eo amin’Andriamanitra
Raha hifàran’ary izao azjgpk anio izao?
Azo antokao ve ny fanahinao?
3)O ry mpino izay mbola matory
Andro izao fotoanany fifohàzana
Ny androntsika dia’efa kely riccdbzo sisa
Aoka ho tononkira.serasera.org hykr fantatrao fa hifàrana
📝Frr JUDE Juillet24📝
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rahalahy JUDEHits : 219
Likes : 0 Like
Created by : Zhiden
Date : 29/08/2025 14:53
