mandalo ny eto an-tany (Rahalahy JUDE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mandalo ny eto an-tany
Ka tsy maintsy hifàrana
Ny fiainana ho  tapitra
Satria tsy maharitra

        erqmcxk       Rehefa any ankoatra
              Misy cjvornmv ny fifaliana
  syfa             Fahasambarana mihoatra
               Fa tsy ny fijaliana


2)Reo havana efa lasa
Miandry am-pifaliana
Alahelo rehetra voafafa
Ka tsy misy hahiana

3)Tsy ho ela tononkira.serasera.org hivalona
Izao fiainanao izao
Andao ary hibebaka
F’izany no mendrika atao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rahalahy JUDE
Vangy : 447
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhiden
Daty : 29/08/2025 07:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033