Namana (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin’izay andro izay
Dia nitanondrika aho
Nitanondrika aho fa irery
Nitanondrika aho fa very
Tsy nisy olona nijery aho
Nirenireny teny aho, irery aho
Refrain : Dia iny Ianao fa tonga tononkira.serasera.org nampitraka ahy
Iny Ianao fa tonga nampahery ahy
Nilaza tamiko fa pfmafh eo Ianao Jesoa
Iny Ianao fa tonga mba hamonjy ahy
Iny Ianao fa pexoaza tonga mba hamafa ny ranomasoko
Teo amin’ilay famoizam-po
No tonga Ianao Jesoa
Dia natsotranao ny tananao mba ho fanomjena ahy
Ny fotoanako rehetra very tsy nahitako Anao
Hay Jesoa akaiky ombieny ombieny
Tsy mandao ahy Ianao
Pont : Ianao Jesoa ilay tsy nandao ahy
Tamin’ny ady thufnmbb saotra, olana mamay
Tanana ankavanako, ilay namonjy ahy
Ianao no aroko ho mandrakizay
Izy ilay namanao
Izy ilay tia anao
Jeso maty noho ny aminao
Satria Izy tia anao
Dia nitanondrika aho
Nitanondrika aho fa irery
Nitanondrika aho fa very
Tsy nisy olona nijery aho
Nirenireny teny aho, irery aho
Refrain : Dia iny Ianao fa tonga tononkira.serasera.org nampitraka ahy
Iny Ianao fa tonga nampahery ahy
Nilaza tamiko fa pfmafh eo Ianao Jesoa
Iny Ianao fa tonga mba hamonjy ahy
Iny Ianao fa pexoaza tonga mba hamafa ny ranomasoko
Teo amin’ilay famoizam-po
No tonga Ianao Jesoa
Dia natsotranao ny tananao mba ho fanomjena ahy
Ny fotoanako rehetra very tsy nahitako Anao
Hay Jesoa akaiky ombieny ombieny
Tsy mandao ahy Ianao
Pont : Ianao Jesoa ilay tsy nandao ahy
Tamin’ny ady thufnmbb saotra, olana mamay
Tanana ankavanako, ilay namonjy ahy
Ianao no aroko ho mandrakizay
Izy ilay namanao
Izy ilay tia anao
Jeso maty noho ny aminao
Satria Izy tia anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : R. MialyVangy : 1705
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jratefiarison
Daty : 26/11/2020 17:46
