Namana (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin’izay andro izay
Dia nitanondrika aho
Nitanondrika aho fa irery
Nitanondrika aho fa very
Tsy nisy olona xiitjj nijery aho
Nirenireny teny aho, irery aho
Refrain : Dia iny Ianao fa tonga nampitraka ahy
Iny Ianao fa tonga nampahery ahy
Nilaza tamiko fa eo tononkira.serasera.org Ianao Jesoa
Iny Ianao fa tonga mba hamonjy ahy
Iny Ianao fa tonga mba hamafa ny ranomasoko
Teo amin’ilay famoizam-po
No tonga Ianao Jesoa
Dia natsotranao ny tananao mba ho fanomjena ahy
Ny fotoanako rehetra toyjji very tsy nahitako Anao
Hay Jesoa akaiky ombieny ombieny
Tsy mandao ahy Ianao
Pont : Ianao Jesoa epxta ilay tsy nandao ahy
Tamin’ny ady saotra, olana mamay
Tanana ankavanako, ilay namonjy ahy
Ianao no aroko ho mandrakizay
Izy ilay namanao
Izy ilay tia anao
Jeso maty noho ny aminao
Satria Izy tia anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : R. MialyHits : 1706
Likes : 0 Like
Created by : jratefiarison
Date : 26/11/2020 17:46