Kely Fotsiny (PRINCIO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Enoko ny resaka androany, fa hoe hanambady ianao.
Nalahelo mafy aho nitomany, vao nahare an'ilay vaovao.
Ianao ilay olon-tiako hatriny ela, toa tsy tana fa lasa nande.
Izaho sy ny fahoriako no sisa tononkira.serasera.org tavela, atao ahoana fa hiaretana eh.
Enoko tamin'ny olona androany, fa hoe ohyclqbp ho any andafy ianao.
Saika torana mitsy aho nitomany, vao nahare an ilay vaova.
Ianao ilay olon-tiana uexw hatriny ela, toa tsy tana fa lasa nanidina eh.
Izaho sy ny fandriana no sisa tavela, atao ahoana fa feny izay voa manodidina eh.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PRINCIOVangy : 1419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mickaelradaniarisoa
Daty : 18/01/2022 21:48