Darling (PRINCIO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ôôô Darling e ! misy zavatra tiako hambara e / *2
Tsy mba zavatra ratsy ohatry ny inona e ! nefa ohatran’ny manalasala e / *2
Darling hoa darling e ! misy zavatra tiako hambara e !
Tiako ambara aminao le feeling e ! misy zavatra tiako hambara e
Tsy dia zavatra ratsy ohatran’ny ny inona e ! nefa oatran’ny manalasala e ! /*2
Zavatra tsy azo tenenina, fa voarara sy misy manejika e
Saromana sy afenimpenina, lazaina fa teny tsy mendrika e
Fa mbola voafetra mahabedy sy mahavoasazy
Nefa ny olon-drehetra mankafy sy mitia azy
Resaka tsy azo tononina tsy azo lazaina amin’ny teny gasy
Henatry ny fiaraha-monina lazaina fa hoe teny ratsy
Satria misy teny gasy anie indraindray mankarary ny sofina e
Tsy azo tenenina mafy, fa bitsibitsihina fotsiny e
Nefa dia tsotra sy maivana, raha atao amin’ny teny vahiny
Toa vetivety sy haingana, nefa tsy ifanomezana tsiny
Ka ambarako anao ilay feeling e, ambarako madio tsara
Désabilles-toi Darling e, faisons l’amour ce soir

Oô Darling e ! faisons l’amour ce soir
Darling oa Darling e ! faisons l’amour ce soir *2

O ôôô Darling e ! misy zavatra tiako hambara e / *2
Tsy mba zavatra ratsy ohatry nyinona e ! nefa hoatran’ny manalasala e / *2
Darling oa Darling e ! misy zavatra tiako hambara e !
Tiako ambara aminao le feeling e ! misy zavatra tiako hambara e
Tsy dia fôpla be tahaky ny inona e ! nefa ohatran’ny manalasala e!
Tsy maninona be tahaky ny inona ane le filing oa darling
Resaka tsy azo lazaina fa mahasosotra sady mandrangitra e
Nefa dia zavatra ilaina , matsiro ary koa mahafinaritra e
Fa oe maramara adalana ary koa fahotana
Nefa dia zavatra tsara, mahasoa ny fahasalamana
Tsy azo lazaina mivantana nefa ohatran’ny manelingelina e
Nefa dia ilain’ny vatana, ilaina amin’ny mahaolombelona e
Raha lazaiko teny gasy ilay izy betsaka be ny ho tezitra e
Sao dia lasa teny ratsy, ka aleo dia hazava ny hevitra e
Fa mora vitaina raha atao amin’ny teny vazaha
Tsy mankarary ny saina ary tsy mahasosotra ho’a
Ka ambarako anao ilay feeling e, ambarako madio tsara
Va te laver Darling e
faisons l’amour ce soir
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : PRINCIO
Vangy : 7664
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jah
Daty : 11/07/2008 10:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1303