Kely Fotsiny (PRINCIO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Enoko ny resaka androany, fa hoe hanambady ianao.
Nalahelo mafy aho nitomany, vao nahare an'ilay vaovao.
Ianao ilay olon-tiako hatriny ela, toa tsy tana fa lasa nande.
Izaho pxyup sy ny fahoriako no sisa tavela, atao ahoana fa hiaretana eh.

Enoko tamin'ny olona androany, fa hoe ho any andafy ianao.
Saika torana mitsy aho cqnb nitomany, vao nahare an ilay vaova.
Ianao ilay olon-tiana hatriny ela, tononkira.serasera.org toa tsy tana fa lasa nanidina eh.
Izaho sy ny fandriana no sisa tavela, atao ahoana mmhief fa izay voa manodidina eh.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : PRINCIO
Hits : 1418
Likes : 0 Like
Created by : mickaelradaniarisoa
Date : 18/01/2022 21:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388