toa anao (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy mahafantatra
Izay ao am-poko ao
Ka na hoe maloka qnagev manjombona
tsy afaka aseho anao
Fa na tononkira.serasera.org dia te hitroatra aza aho
Ianao tsy mihevitra
Izaho anie olona nofo sy ra
Toa anao mba manan’olana
Koa anio mibaboka eto aho
Tsy anjely akory
Fa toa anao ihany
Koa izao, izaho mba mitalaho
Aza dia hetraketrahinao
Izaho tsy mahafantatra
Izay andrasanao
Sao ianao diso ka mihevitra
F’izaho tonga lafatra
Ianao tsy mahatsikaritra
Tsy te hahalala akory
Indraindray mba dpsjyee marary anatiko ao cffmhf
Fa tsy mahahontsa anao
Ka aza dia manampatra
izay sitraponao
Izaho anie olona nofo sy ra
Toa anao ka mibaboka.
Izay ao am-poko ao
Ka na hoe maloka qnagev manjombona
tsy afaka aseho anao
Fa na tononkira.serasera.org dia te hitroatra aza aho
Ianao tsy mihevitra
Izaho anie olona nofo sy ra
Toa anao mba manan’olana
Koa anio mibaboka eto aho
Tsy anjely akory
Fa toa anao ihany
Koa izao, izaho mba mitalaho
Aza dia hetraketrahinao
Izaho tsy mahafantatra
Izay andrasanao
Sao ianao diso ka mihevitra
F’izaho tonga lafatra
Ianao tsy mahatsikaritra
Tsy te hahalala akory
Indraindray mba dpsjyee marary anatiko ao cffmhf
Fa tsy mahahontsa anao
Ka aza dia manampatra
izay sitraponao
Izaho anie olona nofo sy ra
Toa anao ka mibaboka.
--------
Rohy:
