Tena namana (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho be filaza aho f’aleo ny tantara sciyg no hitsara,
Tsy hiteny lava aho fa izay ataoko ho hitanao.
Betsaka ny teny fa ny tokana ambarako;
Ireny vita tononkira.serasera.org ireny sy ny mbola ho avy ihany koa.
Be ny efa vita mbola maro koa ny azo atao,
Ndao hiara-mita fa izaho ho toky ho andrinao.
Ka raha mbola nisy qjcazea zavatra tsy mety ka natao,
Tsy ho be fa vitsy satria efa mba niezaka aho.
Ref Ny toky omeko anao tsy ho poak’aty,
F’izaho ho namanao foana mandra-maty.
Amin’ny andro sarotra aho dia ho cwqpn hitanao eo
Anilanao tsy mba mandao
Fa namanao.
Tsy mb’izaho mihitsy no handeha hivadika aminao.
Izaho tsy hitsitsy raha mbola misy azo atao.
Ts’izaho velively no haka izay ampelantananao,
Na koa hiteny hanaratsy indray ny fiainanao
Ref...
Tsy izaho mihitsy no hivadika
Tsy izaho no handroba anao
F’izaho ilay tena namanao
tsy mba mandao anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 26999
Likes : 1 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 22:10