Soa nomena (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fatratra mahafinaritra
Lafatra fa maharitra
Ny andro mirotsaka
Masoandro ufckrnud miposaka
Mikalo ny vorona
Mba faly re olona
Dia vmafg maro ny kintana
Ka samy mamiratra
Mazava ny volana
Mba faly ianareo ukmfhh olona

Ireo tononkira.serasera.org no zavaboahary
Nomen’ilay Nahary
Mba hiadananao
Ah, an, ah
Fa soa nomena anao
Tiavo sy hajao
Ireo no harenanao



http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Poopy
Vangy : 4269
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426