Raha Nofy (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha manome toky ianao
Nomenao fitiavana aho
Natolotrao ny fonao
Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa
Izaho irery no tianao
Nefa manahy ihany aho
Rahampitso ve mbola ho tia ahy ianao?
REF tononkira.serasera.org Fa raha sanatria ka nofy izao rehetra izao
sajrxcn Avelao izy hitohy mbola iarahako aminao
Mitalaho an-tana-droa raha azo atao
Avelao aloha hanonofy farany aho
Azoko atao ve ny ahatoky ffjmklr anao
Sao sanatria ka kilalao
Ny sangy mahery nataonao
Ho torotoro izany foko mitalaho
Lazao re raha oczruup sitrakao
Raha tena tia tokoa ianao
Fa na ny ampitso aza mbola ho toy ny anio
(Njila)
Nomenao fitiavana aho
Natolotrao ny fonao
Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa
Izaho irery no tianao
Nefa manahy ihany aho
Rahampitso ve mbola ho tia ahy ianao?
REF tononkira.serasera.org Fa raha sanatria ka nofy izao rehetra izao
sajrxcn Avelao izy hitohy mbola iarahako aminao
Mitalaho an-tana-droa raha azo atao
Avelao aloha hanonofy farany aho
Azoko atao ve ny ahatoky ffjmklr anao
Sao sanatria ka kilalao
Ny sangy mahery nataonao
Ho torotoro izany foko mitalaho
Lazao re raha oczruup sitrakao
Raha tena tia tokoa ianao
Fa na ny ampitso aza mbola ho toy ny anio
(Njila)
--------
Lien:
