Ny marina tsy maty (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fantatrao saingy inianao
Ka izany no mahavariana ahy
Fa xnep oouc mifototra aminao ny ataonao
Tsy zakanao
Raha ny marina no sahy vonoinao
Dia hangina ka tsy hiteny aho
Sahinao ny tononkira.serasera.org milaza imaso
Tsy ianao no diso
Fa izy ny ankaso
Ny faniriana mbola hifankahita
Hiandry ny marina eny isika
Satria aho mino
Fa na ewpg mbola ho ela
Ny marina
Tsy ho resin’ny aizina
Poopy (1994)
Ka izany no mahavariana ahy
Fa xnep oouc mifototra aminao ny ataonao
Tsy zakanao
Raha ny marina no sahy vonoinao
Dia hangina ka tsy hiteny aho
Sahinao ny tononkira.serasera.org milaza imaso
Tsy ianao no diso
Fa izy ny ankaso
Ny faniriana mbola hifankahita
Hiandry ny marina eny isika
Satria aho mino
Fa na ewpg mbola ho ela
Ny marina
Tsy ho resin’ny aizina
Poopy (1994)
--------
Rohy:
