Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny marina tsy maty (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fantatrao saingy inianao
Ka izany no mahavariana ahy
Fa mifototra aminao ny ataonao
Tsy zakanao
fzusanxa Raha ny marina tononkira.serasera.org no sahy vonoinao
Dia hangina ka tsy hiteny aho
Sahinao ny milaza imaso
Tsy ianao no diso
Fa izy ny ankaso
Ny faniriana mbola hifankahita
Hiandry ny solsemq marina eny isika
Satria aho mino
Fa na mbola ho ela
Ny marina
Tsy ho vwjlaban resin’ny aizina
Poopy (1994)
Ka izany no mahavariana ahy
Fa mifototra aminao ny ataonao
Tsy zakanao
fzusanxa Raha ny marina tononkira.serasera.org no sahy vonoinao
Dia hangina ka tsy hiteny aho
Sahinao ny milaza imaso
Tsy ianao no diso
Fa izy ny ankaso
Ny faniriana mbola hifankahita
Hiandry ny solsemq marina eny isika
Satria aho mino
Fa na mbola ho ela
Ny marina
Tsy ho vwjlaban resin’ny aizina
Poopy (1994)
--------
Link:
