Ngoma (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maika maika ahita anao ‘zahoEfa ela aho no miandry anao
Maika maika ahita anao ‘zaho
Mafimafy ery ny fidiboky ny fo
Aza mody mampifila hoy aho
Za efa ela no manina
Tsikinao sy ny tananao
No atolory dia sambatra aho
An han… !!!
Faly ravo andray anao ‘zaho
Mientanentana ery ity foko
Faly ravo ho raisinao ‘zaho
Efa ela loatra aho no miandry an’izao
Aza mody mampifila hoy aho…
…no atolory dia sambatra aho (x2)
Izaho tsy hiala eo
Izaho tsy ho leo
Efa ela loatra eh !
No niandrasako an’izao
Eka ! ngoma ‘zaho !! eka !!
Ela ! miandry anao ‘zaho !! ela !!
Eka ! ngoma ‘zaho !! eka !!
Ela ! miandry anao ‘zaho !! ela an an an !!!
(mafana ve ?)
Aza mody mampifila ho aho…
…no atolory dia sambatra aho (x3)
--------
Rohy: