Ndao ary (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yeu,yeu,yeoua
Tsy maintsy handeha,handeha ho any
Yeu,yeu,ndeha ho aiza
Yeu,yeu ndeha ho any
Tsy andry ny andro tsy hianarana
Hifanena amin’ny namana
Izay atao tsy mbola fantatra
Rehefa mihaona vao mamantatra
Ny sasany tononkira.serasera.org milaza te handihy
Hijery izay mba tsy fahitany
Ny hafa bizn indray te hiodikodina
Hitazana ny manodidina
Yeu,yeu,yeoua
Ndao ary e!
Ny haingo kicgxn aloha tsy asiana resaka
Nandaniana vola betsaka
Ny any am-paosy tsy tenenina
Raha kelikely dia afenina
Isika kosa hanao inona
Hivoaka ihany sa hijanona
Handihy aloha avy ataxa eo dia miodina
Aleo manainga f’efa dodona
Yeh!yeh!yeoua!
Yeu,yeu ndao ary e!
Tsy maintsy handeha,handeha ho any
Yeu,yeu,ndeha ho aiza
Yeu,yeu ndeha ho any
Tsy andry ny andro tsy hianarana
Hifanena amin’ny namana
Izay atao tsy mbola fantatra
Rehefa mihaona vao mamantatra
Ny sasany tononkira.serasera.org milaza te handihy
Hijery izay mba tsy fahitany
Ny hafa bizn indray te hiodikodina
Hitazana ny manodidina
Yeu,yeu,yeoua
Ndao ary e!
Ny haingo kicgxn aloha tsy asiana resaka
Nandaniana vola betsaka
Ny any am-paosy tsy tenenina
Raha kelikely dia afenina
Isika kosa hanao inona
Hivoaka ihany sa hijanona
Handihy aloha avy ataxa eo dia miodina
Aleo manainga f’efa dodona
Yeh!yeh!yeoua!
Yeu,yeu ndao ary e!
--------
Rohy:
