Miverena (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada ô, miantso anao aho,
Neny ô, mba valio aho,
Tsy maintsy izao ve no niafarany,
Neny ô, mba valio aho.
Moa ve, tsy azo atao e,
Ilay hoe mifandamina e,
Hatramin’izay anie toa vita ihany,
O ry Dada ô, miantso anao aho.
Sitrakareo ve ny fahorianay,
Zakanareo ve ny alahelonay
Nahoana ianareo e, hufpeiwy no tsy mijery,
Ny hoavinay re, Neny ô mba mihevera
Tsy misy hoe noterena,
Raha nanao ny fifanekena.
Atrehonareo re bile fa sitra-po ny anareo
O, Ndao re mba miverena.
Sitrakareo ve ny fahorianay,
Zakanareo ve ny alahelonay
Nahoana ianareo e, no tsy mijery,
Ny hoavinay? O, Dada ô mba mihevera
Tsy misy hoe noterena,
Raha nanao ny fifanekena.
Atrehonareo re fa sitra-po ny anareo
O, Ndao re mba miverena.
(feonkira)
Nahoana ianareo e, no tsy mijery,
Ny hoavinay? O, Ndao tononkira.serasera.org re mba miverena
Dada ô, miantso anao aho,
O ry Neny ô, mba valio aho,
Tsy maintsy izao ziiu ve no niafarany,
E e e, Ndao re mba miverena. (3)
Neny ô, mba valio aho,
Tsy maintsy izao ve no niafarany,
Neny ô, mba valio aho.
Moa ve, tsy azo atao e,
Ilay hoe mifandamina e,
Hatramin’izay anie toa vita ihany,
O ry Dada ô, miantso anao aho.
Sitrakareo ve ny fahorianay,
Zakanareo ve ny alahelonay
Nahoana ianareo e, hufpeiwy no tsy mijery,
Ny hoavinay re, Neny ô mba mihevera
Tsy misy hoe noterena,
Raha nanao ny fifanekena.
Atrehonareo re bile fa sitra-po ny anareo
O, Ndao re mba miverena.
Sitrakareo ve ny fahorianay,
Zakanareo ve ny alahelonay
Nahoana ianareo e, no tsy mijery,
Ny hoavinay? O, Dada ô mba mihevera
Tsy misy hoe noterena,
Raha nanao ny fifanekena.
Atrehonareo re fa sitra-po ny anareo
O, Ndao re mba miverena.
(feonkira)
Nahoana ianareo e, no tsy mijery,
Ny hoavinay? O, Ndao tononkira.serasera.org re mba miverena
Dada ô, miantso anao aho,
O ry Neny ô, mba valio aho,
Tsy maintsy izao ziiu ve no niafarany,
E e e, Ndao re mba miverena. (3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 9844
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 22:10
