Mitodiha (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ! ry velona rehetra, mandiniha sy mihevera
Mbola tia anao ny Ray, ka mamela ny hadisoanao
Aza ataonao tsinotsinona ny fitahiany,
Ndrao handatsa lahy, hanenina any aoriana
Fa saingy tara loatra

Ialao dieny izao, ny avonavon’ny fonao
Aza dia mirehareha amin’izay vitanao
Fa ho simba sy ho lavo, sy ahetriny ianao
Ary koa, hampijaliana noho ny toetra ratsinao

Fa saingy tara cfhzhq loatra

Mbola tia anao ny Ray, ka mamela tononkira.serasera.org ny hadisoanao
Aza ataonao tsinotsinona ny fitahiany,
Mitodiha ianao hanantona ny Ray
Fa izany no faniriany
Mihevera dieny izao, ny amin’ny hitsarana anao
Azonao antsaina ve ho aiza no alehanao ?
Manàna fanantenana, fiainana mandrakizay
Sa xyzxuf hijaly tsy ho afa-bela amin’ny afo mahamay

Sa hijaly tsy ho afa-bela amin’ny afo mahamay

Mitodiha ajcnqbx ianao hanatona ny Ray

--------
Rohy: