Misy antenaina (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy Antenaina (Poopy)
Zavatra hiainana toa mahafinaritra
Raha hidirana lalina toa zava-tsarotra!
Mahavery fanahy mbola velona. Kanefa ô!
Tsy mahafohy azy ra-olombelona !
Izay ilay fiainana!
Mivezivezy lava, nefa toa tsy mety tvpoiacw ampy qktogis pvjxndiy ny eny an-tanany!
Mitotototo eny, izany hono no ataony satria tiany ny ainy!
Misimisy ihany ireo tsy ambinina amin’izany fa manam-bitana
Miady mafy ihany satria tsy hanam-piry izany aina!
O o o a a a a!
Fa izay rehetra velon’aina ô!
Mbola misy tononkira.serasera.org antenaina

--------
Rohy: