Ho iray (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ilay ora
Nandrasantsika ela izay tononkira.serasera.org
Androtsika roa izay
Nanambatra ho iray
Ny aiko sy ny ainao
Ilay bitsiky ny foko
Nandrotsirotsy ahy taloha
Indro tonga hira
Nampifoha
Ny hamamintsika roa
Manomboka izao
Dia tsy ho irery intsony ianao
Fo sy saina iray no entitsika hamakivaky
Ny fiainana ety, ity fiainana ity
Ho foiko manontolo
Izay hahasoa sy hahasambatra anao
Mahazo matoky ahy ianao
F’izay mamy indrindra izao
No efa foiko ho anao
Ny androko jfvif rehetra
Foiko omena anao
Tsy hasiako fetra
Mba hanjakanao
Lazao izay sitrakao
Izay tianao osyh ambarao
Omeko anao
Satria tiako ianao
Santaritsika izao
Ny hoavitsika feno fifaliana
Fiainana iriko hiankina
Amin’ny Ray tsitoha
Raha mbola misy
Toetra iray tsy tianao
Vonona aho ny hiova
Raha ibgmomdo mbola izay
No ahasambatra anao
Tsy ho lefitry ny foko
Raha izaho no hampalahelo anao
Satriko isan’andro
Tsiky no andravaka
Ny endrikao, ny endrikao
http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html
Nandrasantsika ela izay tononkira.serasera.org
Androtsika roa izay
Nanambatra ho iray
Ny aiko sy ny ainao
Ilay bitsiky ny foko
Nandrotsirotsy ahy taloha
Indro tonga hira
Nampifoha
Ny hamamintsika roa
Manomboka izao
Dia tsy ho irery intsony ianao
Fo sy saina iray no entitsika hamakivaky
Ny fiainana ety, ity fiainana ity
Ho foiko manontolo
Izay hahasoa sy hahasambatra anao
Mahazo matoky ahy ianao
F’izay mamy indrindra izao
No efa foiko ho anao
Ny androko jfvif rehetra
Foiko omena anao
Tsy hasiako fetra
Mba hanjakanao
Lazao izay sitrakao
Izay tianao osyh ambarao
Omeko anao
Satria tiako ianao
Santaritsika izao
Ny hoavitsika feno fifaliana
Fiainana iriko hiankina
Amin’ny Ray tsitoha
Raha mbola misy
Toetra iray tsy tianao
Vonona aho ny hiova
Raha ibgmomdo mbola izay
No ahasambatra anao
Tsy ho lefitry ny foko
Raha izaho no hampalahelo anao
Satriko isan’andro
Tsiky no andravaka
Ny endrikao, ny endrikao
http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 10260
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 22/10/2001 00:10
