Falifaly (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly ny aty
Falifaly tokoa
Ireo tanora mandihy
Fenofeno ny fo
Ravoravo izay tsy izy
Jejojeo sy sahy
Na lehibe na ofnbnorx ankizy
Ireo izay tia tononkira.serasera.org manaraha

Hasakasakareo hoidg izay efa wojir leo
Ny tsy hampiseho
ny hafaliana ao am-ponareo
Ilay fo tanora entinay
Tsy ho avelanay
Hangatsiaka sy hangahiahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Poopy
Vangy : 5322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032