AOKA IHANY (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REFRAIN:Nandalo teo toa nitady hono ianao
        Nidobodoboka ny foko injao
        Ho to ihany ve ilay faniriako
        Ka ho tia ahy koa ilay olona tiako
   zugsvdv      Izany izaho toa tsy mandia tany
        Ka sady bqmimd faly no toa te hitomany
        Mihovitrovitra ny anaty rehetra
        Sao ho nofy ihany izany ka misy fetra

Inona anefa no ’deha antenaiko
Mifendrofendro toa miha-kely ny aiko
Sao sanatria tsy fitiavana akory
Ty antsonao efa tsy mampatory

REF:

Nihazakazaka nitady anao
Sao tononkira.serasera.org tsy hiverina in-droa ny toa izao
Nisalasala toa manadala
Ahoana raha tsy antparpk tia ahy ianao
Inona ary no nitadiavanao
Tsy fombafombanao ny toy izao
sao zavatra hafa ilainao tafa


      Tsy ho any indray aho sao marin’izany
      Hahamenatra ahy ny ahita anao hitomany
      Ny tsara angamba dia aleo aho mody
      Ka manadino anao no fanafody

REF:

     Inona no hitadiavanao ahy


                                     Auteur:POOPY
                                 Compositeur:NAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Poopy
Vangy : 6180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MANITRA
Daty : 16/12/2002 21:37
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0139